Entry | n' lapa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Updated on 2023/03/19 |